Hametraka fitoriana @ Cour Pénale Internationale ireo Mpanolotsainan’ny Tanàna Baba, Clémence sy Lilie nitarika ny « Hetsika Tsy manaiky Lembenana »
Nambaran’izy ireo fa tafapetraka ny Komity Mpandrindra ny Tolona, na KMT, hamaritra sy hanohy ny tohiny iombonan’ny rehetra.