adihevitra

« Tsy voaantso any Londres aho! », hoy ny kandidà Andry Rajoelina raha namaly an’ny kandidà Paraina Auguste

Publié le

Momba an’ilay fitsarana ny « raharaha Romy Voos » nambaran’ny kandidà Paraina Auguste tamin’ny kabariny teny Itaosy (ary nanontanian’i Siteny Randrianasoloniaiko teo amin’ny adihevitra mivantana) no novalian’ny Filoha teo aloha teto.

ADY HEVITRA | Filohan’ny Antenimierandoholona

Publié le Mis à jour le

Fandaharan’ny Fahitalavim-panjakana nanasana an’Atoa Rivo Rakotovao. Mpanentana: Baby Stephane sy Soava Andriamarotafika.