Paraina Auguste

Vovonana Firaisankina, namaly ny antson’ny Ambasadaoro amerikana: « henjakenjana ny fifampidinihina »

Publié le Mis à jour le

Naharitra ora roa ny fihaonana teo amin’ny roa tonta araka ny taterin’i Paraina Auguste, Filohan’ny Antoko Tsara tahafina. Nokianin’ny Vondrona mafy ny « position » ny Fikambanana iraisampirenena. Andrasana ny tohiny …

« Tsy voaantso any Londres aho! », hoy ny kandidà Andry Rajoelina raha namaly an’ny kandidà Paraina Auguste

Publié le

Momba an’ilay fitsarana ny « raharaha Romy Voos » nambaran’ny kandidà Paraina Auguste tamin’ny kabariny teny Itaosy (ary nanontanian’i Siteny Randrianasoloniaiko teo amin’ny adihevitra mivantana) no novalian’ny Filoha teo aloha teto.

Raharaha Romy Voos Andrianarisoa: « voaantson’ny Fitsarana any Londres ny 30 Novambra ilay Raikalahy », hoy Paraina Auguste

Publié le Mis à jour le

Raharaha kolikoly avo lenta (affaire Gemfields) nampigadra ny Talen’ny Kabinetra, Romy Voos, tao amin’ny Fiadidiana ny Repoblika no tsiahivin’ny kandida eto.

Paraina Auguste: « nisy ota fady tao Atsimo-Atsinanana » hoy ny ambasadaoro teo aloha

Publié le Mis à jour le

Zandrin’ny Loholon’i Madagasikara, Ndremanjary Jean André (fantatra amin’ny fiantsoana hoe « Iaban’i Kemba« , natolotry ny Amiraly Didier Ratsiraka) i Paraina Auguste izay Masoivohon’ny Firenena malagasy tany ivelany efa am-polotaonany, izay vao nipetraka indray eto an-toerana.

Nahaliana ny maro arak’izany ny nanaraka ny fanehoan-keviny amin’ny « maso vao » tao amin’ity fandaharana ity, mikasika ny fiainan’ny vahoaka malagasy sy ny fiainam-pirenena amin’ny ankapobeny.