Raharaha Romy Voos Andrianarisoa: « voaantson’ny Fitsarana any Londres ny 30 Novambra ilay Raikalahy », hoy Paraina Auguste

Publié le Mis à jour le

Raharaha kolikoly avo lenta (affaire Gemfields) nampigadra ny Talen’ny Kabinetra, Romy Voos, tao amin’ny Fiadidiana ny Repoblika no tsiahivin’ny kandida eto.

Laisser un commentaire