Amiral Ratsiraka
Iza no nampamono an-dRatsimandrava? Mamaly ny Jeneraly Ramakavelo …
Miaramila manamboninahitra misotro ronono, Mpanabe sady Mpandalina Tantara ny Jeneraly Ramakavelo Désiré Philippe no mpanoratra, ary mpikambana ao amin’ny Akademia Malagasy … manao « Confessions » ao amin’ny Télé.
Mamaly ihany koa ny resadresaka (« devoir de mémoire ») nataon’ny Filoha teo aloha, ny Amiraly Didier Ratsiraka tao amin’ny Hotel Carlton: