Andriamandisoarivo

Lilindraza Sakalava Boeny: Fanompoambe 2018

Publié le Mis à jour le

Fitampoha, na fampandroana ny taolambalon’ireo Mpanjaka taloha, naharitra efarana, izay notanterahana tao amin’ny Doany Mahazoarivo Mahajanga tamin’ny 2018, ary notarihin’ireo Mpanjaka ho an’ireo taranaka Sakalava zafinimena..