ARRHP

Ankorondrano, mponina sy Orinasa malagasy miara-miasa: vita ny fanatsarana ny Route des Hydrocarbures

Publié le Mis à jour le

Sahabo ho 8,2 Lavitrisa Ariary no tombam-bidin’ity  tetik’asa nifarimbonan’ny Fikambanana tsy miankina ARRHP  (na Association des riverains de la Route des Hydrocarbures et ses Prolongements, notarihan’ny Filohany Atoa Fredy Ranohisoa), sy ny Ministera mpiahy (Ministère de l’Aménagement du Territoire, de l’Habitat et des Travaux Publics), ho fanamboarana sy fanatsarana ny Kartien’Akorondrano ity,  izay miala ery amin’ny « rond-point »  manoloana ny Ets Fraise Antanimena, hatrery amin’ny  « rond-point » Tsarasaotra.