Ben’ny Tanàna

Ben’ny Tanàna Naina Andriantsitohaina: fametrahana azy sy fifamindram-pahefana

Publié le Mis à jour le

Notontosaina teo anoloan’ny Lapan’ny Tanàna teo Analakely ny Alakamisy 16 Janoary 2020 ny lanonana manan-kaja fifamindram-pahefana teo amin’ny Ben’ny Tanàna vaovao sy ny teo aloha, Rtoa Lalao Ravalomanana.

Investiture du nouveau maire de la Capitale, Naina Andriantsitohaina

Faradobok’i Naina Andriantsitohaina tao amin’ny Palais des Sports Mahamasina

Publié le

Famaranana ny fampielezan-kevitra ho amin’ny Fifidianana  Ben’ny Tanànan’Antananarivo: feno hiboka ny Lapan’ny Fanatanjahantena sy Kolontsaina.