depiote Razafitsiandraofa Brunelle
Depiote Razafitsiandraofa Jean Brunelle: nanao tatitra miharo ampamoaka tamin’ny vahoakan’Ikongo
« Misy ny fikasana hamono ahy, hoy Brunelle Razafitsiandraofa, koa hametraka hafatra an-taratasy aminareo havako sy ny raiamandreny Ampanjaka ny tenako ndrao sanatria lavon-dreo aho! »