Eokaristia Masina

EKAR Mahamasina: Eokaristia Masina 12 Jolay ’20 mivantana @ TV

Publié le Mis à jour le

Alahady faha-15 mandavantaona – Taona A:
« Nokendren’Andriamanitra hisy vokany eo amin’ny fiainantsika ny Teniny »

Isaorana Mgr Odon Marie Arsène Razanakolona, Arsevekan’Antananarivo

Sary fandrakofana – Fankaherezana, fidinan’ny Fanahy Masina (31 Juillet 2011)

« Indro nivoaka hamafy ny mpamafy », ianao ve vato sy tsilo sa tany lonaka?  : (Matio 13, 1-23)