Ferme d’Antsirabe
Tsara ho fantatra: la « Ferme d’Antsirabe »
Azo antsoina hoe « Noah malagasy kely » Atoa Riaz Seraly, izay teratany vahiny zanak’i Gasikara, ary Tompon’ity toerana hafa kely ao Vakinankaratra ity. Ahitana taratry ny hazotoana sy fikirizana lavitra ezaka ananan’ny olona iray tena vontom-pinoana amin’izay ataony no tsapa eto amin’ity toerana ity.