Fetin’ny Fahaleovantena

Fetin’ny Fahaleovantena: Hafatr’i Andry Rajoelina

Publié le Mis à jour le

Tsy nanatrika ny fankalazana teto Antananarivo sy ny Matso lehibe teo Mahamasina ny Filohan »ny Tetezamita teo aloha Andry Nirina Rajoelina fa nanohy ny fampahafantarana ny IEM (Initiative pour l’Emergence de Madagascar) tany amin’ny Faritra, ary nandefa ny hafatra tao amin’ny fahitalavitra ho an’ny vahoaka malagasy.