fetin’ny foloalindahy
Betongolo: niova ho « Kermesse’ny Foloalindahy » ny Fête de l’Armée teo aloha
Ho fankalazana ny faha-62 taonan’ny Tafika malagasy dia niova endrika ny fety eny amin’ny Kianjan’ny Betongolo ka iarahan’ireo Mpitandro filaminana rehetra (Zandary sy Polisim-pirenena koa).