Fikambanana Mpitatitra; RN2

Routes Nationales 2, 3, 4, 6, 7: mikaikaika fatratra ny Fikambanan’ny Mpitatitra fiarabe

Publié le Mis à jour le

Andrasana hitombo ve ny faty olona? hoy ny Filohany fa tena potika be ny ankamaroan’izy ireo. Raha ny RN2 manokana, dia manamafy ny Jeneraly Tsaranazy Jean Emile, minisitry ny Asa Vaventy teo aloha fa efa manakaiky ny « fin de vie » ny RN2 satria 40 taona no vinam-paharetany.