finianana CENI

Fianianan’ireo Mpikambana CENI 2021

Publié le Mis à jour le

Nanao fianianana androany ireo mpikambana vaovao mandrafitra ny CENI vaovao mandritra ny 5 taona ho avy, hisahana indrindra ny fifidianana Filoham-pirenena amin’ny 2023.