finoana silamo

Disadisan’ny samy Silamo malagasy: mitaky fandaminana

Publié le Mis à jour le

Maneho fitarainana amin’ny « fahoriana » mihatra aminy sy fandrahonana avy amin’ny silamo « chiites » ireo mpino silamo « sunnites » samy malagasy, ka ataon’ny sasany « fitaovana » ny fitondram-panjakana.