Imamo

ANTONGONA dans l’Imamo

Publié le Mis à jour le

Toerana an-tampon-kavoana manan-tantara tamin’ny fiarovanana an’Antananarivo tamin(‘ny fanorenana ny Fanjakana tokana eto Madagasikara faha-Mpanjaka.

Ambatonandriana (Imamo)

Publié le Mis à jour le

Tanàna noforonin’ANDRIANETIVOLA, zanaky ny mpanjaka Andriamangarira, avy eo Antsahadinta, ka nifindra monina tany Imamo.