Lova Alaoy

Auto-Moto 4/2 – Fitondrana fiara: Lova Alaoy, Interview

Publié le Mis à jour le

Mpilalao iraisampirenena nikoizana teo amin’ny taranja Volley-ball, sady mpisehatra mavitrika eo amin’ny Fizahantany malagasy Atoa Lova Alaoy izay mivahiny amin’ny fandaharana.