manamboninahitra ACMIL

RAID – Dia an-tongotra 110 kms: Mpianatra manamboninahitra ACMIL tany Moramanga

Publié le Mis à jour le

Ao anatin’ny fanazaran-tena fiofanana ho manamboninahitra sy fampiharana ny niarana tany an-tsekoly no tanterahan’ireo andiany faha-44 ireto ao amin’ny Faritra Analamanga sy Alaotra-Mangoro.