Mompera Nicolas Ratodisoa
Vono Mompera teny Mahitsy: hametraka fitoriana ny Diosezin’Antananarivo

Fanafian-jiolahy misaron-tava, fandrobana sy vono olona no nitranga teny Mahitsy ny 9 Febroary 2019 lasa teo, ka anisan’ny notifirina ankitsirano ny Mompera Nicolas Ratodisoa, teraka 14 Novambra 1981, rahefa avy namangy marary tao Soanavela.