mpanao gazety zokiolona

Fikambanan’ny Mpanao gazety Zokiolona: nomen’ny minisitra birao ao amin’ny RTM Anosy

Publié le Mis à jour le

Lanonana tsotsotra notarihan’ny Minisitra Lalatiana Andriantongarivo natao tao amin’ny Foiben’ny ORTM ao Anosy, ary nahitana ireo mpikambana zokiolona notarihan’ny Filohany, Atoa Jean Aimé Rambeloson izay tsy zoviana amin’ny mpanaraka fahitalavitra.