nationalité Karim Wade

« Nationalité française » narian’i Karim Wade [candidat Président Sénégal] ary nosoniavin’ny Praiminisitra Gabriel ATTAL faingana

Publié le Mis à jour le

Mitohy hatrany ny savorovoro haterak’ity resaka « Nationalité » [Kandida ho Filohan »i Sénégal] ity ho an’ny famaritana sy ny fifandraisan’ny satan’ny Filohana Firenena iray sy ny « Marina » amin’ny antsoina hoe « Fiandrianam-pirenena » itovizan’izao tontolo izao ity. Maneho ny heviny Atoa Gérard Andrialemirovason, Tale Jeneralin’ny Fiadidiana ny Repoblika notarihan’nyFiloha Ratsiraka.