Pr Charles Ratsifaritana
Astronomie: « betsaka ny « bourses » fa mila mahay Physique sy teny Anglisy », hoy i Pr. Rakotomalala Minoson
Mbola vitsy ny matihanina amin’ity sehatra ity: miisa folo (10à no manana « doctorat » amin’izao. Kanefa i Madagasikara no anisan’ny manana télescope lehibe indrindra maneran-tany aty amin’ny Kotinenta Afrika.
Haikintana – Astronomy
Manasa anao hanamarika ny « Space Exploration Day » miaraka aminay mandritra ity #eTalk ity izay hiresahan’ny Pr. Charles Ratsifaritana ny tokony ho lanjan’ny siansa momba ny habaka ho an’i Madagasikara.
U.S. Embassy Madagascar était en direct.