Pr. Solofo Jonis

Malagasy faka tahaka: Profesora Solofo Jonis « savant inventeur »

Publié le Mis à jour le

Mpikaroka malaza maneran-tany amin’ny sehatr’asa sahaniny ny Profesora Solofo Jonis avy any Antsihanaka (chimiste catalyseur), ary inoana fa ho lasa « mpaminany masina an-taniny » tsy ho ela eo amin’ny olan’ny angovo sedrain’ny Firenena..

Olo-manga iray faka tahaka koa i Révérend Père Rahajarizafy Antoine de Padoue