Ratra Ravalomanana
Hetsiky ny kandidà: naratra Ravalomanana sy ny depiote Fetra Ralambozafimbololona ary mpanao gazety
Ny kandidà Siteny Randrianasoloniainiko no nanao ny fanambarana tamin’ny mpanao gazety ny Sabotsy 7 Oktobra 2023 manamafy ireo fahavoazana ireo, ary koa ny tsy maintsy handefasana ny kandidà Andry Raobelina ho tsaboina any ivelany, tohin’ny ratra nahazo azy. Olon-tsotra marobe ihany koa no naratra.