Ratsietison Jean Jacques N° 6
Kandidà ho Filoham-pirenena: Ratsietison Jean Jacques, N° 6
Mpahay toe-karena, Filohan’ny antoko Fahefa-Mividy no Ilain’ny Malagasy (FMI-Malagasy), mamelabelatra ny vinam-pifamatorana vaovao, eo aminy sy ny Vahoaka malagasy, ho fanavotana ny Firenena AtoaJean Jacques RATSIETISON.
Hafatrafatra nataon’Atoa Joël Ravoahangy Andrianavalona