solombavambahoaka
Fifidianana ho Solombavambahoaka: mahavita ny adidiny ve ny Antoko politika?
Isan’ny Antoko eto Madagasikara: 213; Kandidà tsy miankina: 60%; Kandidà an’antoko: 40%, ho an’ny fifidianana 27 Mey 2019, 25% no Vavy ary 75% no Lahy.
Ary ny Olom-pirenena aiza ho aiza? Famakafakana tsara arahina fa hanamarika indray ny fanatanterahana ny « IEM » sy ny Fitondrana Andry Nirina Rajoelina.
Miady hevitra: Depiote teo aloha Jaona « Elite » (Harijaona Randriarimalala), Fiaraha-monim-pirenena: Faraniaina Ramarosaona (Safidy) sy Andoniaina Andriamalazaray (Filohan’ny KMF/CNOE), ary Thierry Rakotonarivo (Filoha lefitry ny CENI).