toetr’andro 2023
Toetr’andro: mbola ho maina ny tany hatrany amin’ny volana Desambra
Ho tara arak’izany ny hidiran’i Madagasikara amin’ny vanim-potoam-pahavaratra, ary mbola hitohy ny hatsiaka amin’ny toerana sasany. Mety hiteraka voka-dratsy ho an’ny seha-pihariana maro.