tombola EPP

Tombola EPP – Rotary Club Antananarivo Ainga

Publié le Mis à jour le

Natolotry ny IPP-n’ity fikambanana ity (Immediate Past-President), Rtoa Rita Ravelojaona, omaly teny amin’ny BAMADA Andraharo ho an’ilay niangaran’ny vintana ny Fiara vaovao izay Lokabe azony tamin’ny fisarihana ny Tombola ho fanampiana ny fampitaovana ireo sekoly maro. Marihana fa avy any Ilakaka ny fihavian’ity lehilahy tsara vintana ity.