trosa

Fahantrana: « miaina ao anatin’ny assistanat permanent isika » hoy i Serge Zafimahova

Publié le Mis à jour le

Sakana ho an’ny fampandrosoana ny ‘subventions », hoy izy, satria mampitombo ny trosan’ny Firenena izay hobaben’ny Taranaka. Ny kitapom-bolam-panjakana anefa dia ny fanampian’ny firenena avy any ivelany isan-taona no mameno azy ka tsy hananantsika « indépendance » na oviana na oviana.