vatovavy-fitovinany
Filoha Rajaonarimampianina sy ny « grand Sud-Est »: Fanamby sy Velirano?
Nanatanteraka fikaonandoha lehibe tao Farafangana ireo Ampanjaka rehetra avy amin’ny Faritra Atsimo-Atsinana sy Vatovavy-Fitovinany nandinihan’izy ireo ny olana marobe sedrain’ny mponina mikasika ny fiarian-karena, ny filaminana sy ny tsy fandriam-pahalemana ary ny fahasimban’ny tontolo iainana, ka natolotra ampahibemaso ny Filoha Rajaonarimampianina sy ireo manam-pahefana nanara-dia azy tany an-toerana ny fehin-kevitra mafonja tapaka tamin’izany.
Ampaham-baovaon’ny TVM
Ho hitanao ato koa ny fanomezana an’i Maevatanana 1.200 « panneaux solaires » ho famatsiana herinaratra tsy efan’ny Jirama.
Bénédiction et soutien inconditionnel des Ampanjaka aux efforts de Développement

Pour sa première visite régionale, en cette année 2017, le Président de la République s’est rendu ce 4 janvier à Farafangana; il était venu à l’invitation des Ampanjaka et des notables du Grand Sud-Est, en l’occurence ceux des Régions Vatovavy Fitovinany et Atsimo Atsinanana réunies à Farafangana. Ces autorités traditionnelles ont invité le Président Rajaonarimampianina pour lui accorder leur bénédiction dans la conduite du pays et, plus particulièrement, pour la réalisation de la Politique Générale de l’Etat afin d’assurer le développement. Par la même occasion, les Ampanjaka du Grand Sud-Est ont déclaré leur engagement solennel à soutenir les actions et les efforts déployés par le Gouvernement pour le développement et l’amélioration du bien-être des malgaches.