Solofo José: Fara Veloma

Publié le Mis à jour le

Nanamarika ny fiainan’olona marobe tamin’ny fomba samihafa ny fivahinian’i Solofo José teto amin’ity Tany fandalovana ity: mpiasan’ny RNM (Radio Nasionaly malagasy) nandritry ny taona maro, mpampianatra sady mpanabe, no mpanan-kanto malaza ihany koa teo amin’ny sehatra tandrify azy.

Laisser un commentaire