Permis biométrique: fanazavana fanampiny ho an’ny Malagasy any France
Nampisavorovoro ny sain’ny maro ny fanambarana mikasika ny fanoloana ny « permis biométrique » nasehon’ny tambazotran’ny Ambassade de France eto Madagascar, ka nitondran’ny tompon’andraikitra malagasy fanampim-panazavana tahaka izao.