Hamehana ara-pahasalamana sy Fihibohana
Ady amin’ny Coronavirus: Sarotra ny fitantanana. Santionan-kevitra.
Vahinin’i Abraham Razafy sy Sybella Randriamazava Andriamatoa isany: Geremioh Randrianaivo (Mpanabe, Mpandinika fiarahamonina), Rado Ramparaoelina (Ben’ny Tanàna Ampitatafika), ary ny Kolonely Hubert Claudion Ralaibeza (Solontena CCO).