Maître Razafinarivo Chantal: Filohan’ny Holafitry ny Mpisolovava eto Madagasikara

Publié le Mis à jour le

Maître RAZAFINARIVO Chantal Bâtonnier du Barreau de Madagascar.

Tsiahivina fa i Maître Chantal Razafinarivo no vehivavy voalohany nofidin’ireo Mpitsara malagasy hisahana io andraikitra io mandritra ny roa taona.


Ny Sabotsy 10 aogositra 2019 izy no lany tamin’ny fihodinana faharoa tamin’ny fifidianana nihatrehany an’i Me Guy Jeannot.

Enina ireo kandidà nifaninana tamin’io toeran’ny Filohan’ny Holafitry ny Mpisolovava io tamin’ny fihodinana voalohany ny 29 Jona 2019, , dia ireto manaraka ireto: Me Razafinarivo Chantal, Me Ramanandraibe Ihariravaka, Me Andrianahaga Eric, Me Ramanarivo Alain, Me Guy Jeannot ary Me Ravelonarivo Eddie Alain.

Laisser un commentaire