Coronavirus: ireo fepetra tapaka ny faha-23 Aogositra

Andry Rajoelina: Mbola hotohizana 15 andro indray ny Fahamezana ara-pahasalamana eto Madagasikara, saingy maro ireo fanalefahana sy fisokafana ho entina.