Antenimieran’ny Andriana Merina – A.A.M

Publié le Mis à jour le

Nifampiarahaba teo Isoraka (ELI – English Language Institute) noho ny Taom-baovao ny A.A.M tamin’ny Asabotsy 16 Janoary 2021, notarihan’ny Andriamben’Imerina Professeur Ranjeva Raymond.

Afaka ampiasaina hampandrosoana tsara ny Firenena ireo Soatoavina dimy (5) nampiasain’ny Ntaolo malagasy fahiny, dia ny: Tsara, Marina, Fihantana, Fifanakalozana, ary Fanaja. Tsy afaka misaraka ireo eo amin’ny Fiarahamonina iray.

Fanamarihana: tokony hahitsy fa ny Professeur RANJEVA Raymond no tian’ny mpanolotra Vaovao resahana eto, fa tsy RANJEVA Marcel akory.

Laisser un commentaire