Fetin’ny Reny 2021: Amboaran’i Lilie Soa

Publié le Mis à jour le

Lilie Soa | Facebook

Miarahaba antsika rehetra, indrindra isika Reny anio satria fetintsika anio, mirary soa antsika tsirairay avy ho lavitra ny aretina sy ho feno fahasoavana ary fahasalamana !

Dia aleo asiana tsikitsiky sy hehy foana ny fiainana e!

A/C: JJ Tseheno
Mpitendry: Zozo

Laisser un commentaire