Fanamasinana an’i S.E. Mgr Gabriel Randrianantenaina ho Evekan’i Tsiroanimandidy
Fotoam-pivavahana lehibe notontosain’ny EKAR Eglizy Katolika Romana notarihin’ny Son Eminence Cardinal Tsarahazana Désiré tao amin’ny Kianja Lycée Public Tsiroanimandidy ny Alahady faha-11 Jolay 2021.