Fampianarana Teny Anglisy ho an’ny Miaramila
Nanapa-kevitra ny teo anivon’ny Ministeran’ny Fiarovam-pirenena (MDN) ho fampiakarana ny lentan’ny Fahombiazana fa haverina indray ny Fampianarana Teny Anglisy sy fitenim-pirenena hafa ho an’ny Miaramila malagasy.