Fanabeazana: Zaza 12 Taona afaka Bacc 2021
Nahaliana ny maro ny momba ilay ankizy vao 12 taona afaka Bacc farany teo. Samy manana ny heviny mahakasika izany ny olona tsirairay
Reny manana zanaka 2lahy 12 sy 13ans nanala bacc teo, samy afaka no hitondra fanazavana kely ny fomba nitaizanay azy ireo.
Izy io arakaraky ny ankizy. Ny ahy zao 2 lahy classés: « surdoués », mbola kely de efa tsampanay fa avançé ny âge mental, ka fitaizana manarak’izay no natao hatreto. Tsy mitovy am ankizy normal fa hafa miits.
Nanala CEPE, BEPC, BACC fa ny taompianarana no hafa: lesona atao 5séances, hay 2séances ohatra dia lasa nanatombo b ara-potoana. Mianatra 4×/sem, ny ambiny milalao, manao sport, musique, raharaha. Tena mbola milalao b, ary manampotoana b ilalaovana.
Tsy azo forçéna ny mianatra, mahay mampiana-tena.
Tia milalao « jeux vidéo » be mihitsy, ka vao maika natao « motivation » ny hoe: raha samy afaka dia mahazo ps5, raha ny iray no afaka dia mivadika ps2 ny ps4, raha tsy misy afaka dia amidy ny ps4 fa varina loatra tamin’io zany dia mila mianatra be be kokoa am heri-taona.
Vita ny examen nanontaniako, dia nilaza fa tsotra tsy sarotra ny tany.
Samy afaka soa amantsara, avec mention daholo izy roalahyIzahay aloha dia : »fières » ary misaotra an’Andriamanitra lehibe am fahasoavana nomeny, nefa izany fahasoavana izany mila arahan’asa fa ts ho afaka ftsn na mahay b aza (mila fitaizana manokana hatry ny mbola kely)
Isika ray amandreny no mahalala ny compétence sy capacité ny zanatsika dia mila tohanana arakizay.
(Source : Tiako ny Ankohonako – xpress.Infos)
