Hetsiky ny fikambanana AFF tany Toamasina
Nanatontosa fihaonambem-pirenena ho an’ny Mpikambana ao aminy, sady nanao asa soa tany an-toerana ity fikambanana AFF (Andry sy Fototra ho an’ny Fampandrosoana) tsy mbola heno loatra ity, izay notarihan’ny Filoham-boninahitra Rtoa Ravatomanga Haingo