Rivodoza – Cyclone Batsiraï à Madagascar

Publié le Mis à jour le

Alerte rouge !

🚨Tsy mianatra ny mpianatra rehetra manerana an’i Madagasikara manomboka ny Zoma izao
🚨– Ireo mpiasampanjakana ao amin’ny « Zone Rouge » rehetra dia tsy miasa ihany koa manomboka amin’ny Zoma.
🚨– Ny mpiasa amin’ny orin’asa tsy miankina (privée) amin’ireo zone rouge dia tsy miasa saingy ankinina amin’ny mpitantana sy tompona orin’asa ny fandaminana izay sokajina mpiasa tsy maintsy hiasa ho fampandehanana ny orin’asa.
-> Manomboka izao ny rehetra dia miomana.

Laisser un commentaire