Général de Brigade (ER) Tsaranazy Jean Emile
Rahefa tsy dia hita firy loatra intsony teo amin’ny fiainam-pirenena ny Jeneraly misotro ronono Tsaranazy Jean Emile (« Ratsirakiste ») dia niaka-tsehatra tao amin’ny fahitalavitra indray izy amin’izao mampafampana ny toe-draharaha ankehitriny, herintaona mialoha ny fifidianana izao. Araho àry …