« Tokony nanameloka an’i Russie ny Fitondrana malagasy » hoy ny Vice-Premier Ministre teo aloha Zazà Ramandimbiarison

Publié le Mis à jour le

Io no fanehoan-kevitra mifandraika amin’ny tombon-tsoan’ny Vahoaka malagasy nataon’Atoa Zaza Ramandimbiarison, izay sady efa Vice-Ministre no efa Talen’ny Kabinetran’ny Fiadidiana ny Repoblika teo aloha ihany koa, raha nanazava ny heviny momba ny adin’i Russie sy Ukraine.

Laisser un commentaire