CFM: « Miantso fifampiresahana mba hisian’ny fitoniana »
Fivoriana ara-potoana voalohany amin’ity taona ity [manomana Fitoniana ho amin’ny Fifidianana fa misy sakana lehibe ho amin’ny fampandrosoana eto]:
« Marihinay fa tsy voatery hiara hitantana, na voatery hizara seza akory rehefa mifampiresaka« , hoy ny Filohan’ny Filankevitry ny Fampihavanana Malagasy (CFM), Atoa Maka Alphonse.