Assemblée nationale: Commissions d’enquête pour les dépenses liées au Covid-19 et l’utilisation du budget carburant des institutions
« Tsy maintsy apetraka amin’izao fivorian’ity andrim-panjakana ity izao ny komisiona hanao ny fanadihadiana mikasika ireo fandaniam-bola voalaza ireo, ho fanampiana ny Fanjakana », hoy ny solombavambahoaka Narson Rafidimanana.