Air Madagascar: nitsidika ny Orinasa ny minisitra Roland Ranjatoelina
Nanao fanambarana vitsivitsy izy mikasika ny mpitantana ambony (administrateurs), ny fiaramanidina, , ny trosa, ny fomba fiasa; ny mpiasa sy ny tsindry ao amin’ny Air Madagascar, ,sns …