Fitsarana, Lalàna, Fiteny: mbola olana ho an’ny sehatr’asa, indrindra ny Fiarovana
Manazava ny solontenan’ny Akademia Malagasy sy ny Lehiben’ny Holafitry ny Mpisolovava amperinasa, Me Alain Raondry.
Antsirabe: faha-58 Taonan’ny Holafitry ny Mpisolovava eto Madagasikara.
Anisan’ny hetsika fankalazana ny fanomezan’ny Kaominina anaran-dàlana ao an-tampon-tanànan’Antsirabe ho an’i Me Yves Ratrimoarivony, Bâtonnier ny Holafitra taloha (1991-1993) izay efa nodimandry.