Iray volan’ny Sary hoso-doko eo Analakely
Fampirantiana karakarain’ny ny Minisiteran’ny Serasera sy Kolontsaina ho fanohanana ireo Mpanakanto amin’ity sehatra ity ho hitan’ny daholobe eo amin’ny Lalan’ny Fahaleovantena sy ao amin’ny Kaomini’Antananarivo mandritra ny Fialan-tsasatra.